|
|
|
|

Teny iditra1  tsy fahita firy
Singan-teny  2  tsy, fahita, firy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Tany fotsy no niarahana nividy an-kitapo ka fiara avy any no nanatitra azy ireo teo an-tanàna, nitabatabbàna sy nampihotakotaka aoka izany, moa va tsy lanonana iray goavana tsy fahita firy. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25